plt_tn/deu/23/03.md

579 B

tsy ho isan'ny fiangonan'i Yaveh

Fomba fiteny ity. DH: "tsy ho mpikambana feno ao amin'ny fiarahamonina Israelita.

ka hatrany amin'ny taranaka fara-mandimbiny fahafolo

DH: "na dia aorian'ny taranaka fahafolon'ireo taranany aza"

tsy nitsena anareo tamin'ny mofo sy rano izy ireo

Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity. DH: "tsy nandray anao tamin'ny fitondrana sakafo sy zava-pisotro ho anao izy ireo"

hanoherana anao ... mba hanozona anao

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.