plt_tn/deu/23/03.md

16 lines
579 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tsy ho isan'ny fiangonan'i Yaveh
Fomba fiteny ity. DH: "tsy ho mpikambana feno ao amin'ny fiarahamonina Israelita.
# ka hatrany amin'ny taranaka fara-mandimbiny fahafolo
DH: "na dia aorian'ny taranaka fahafolon'ireo taranany aza"
# tsy nitsena anareo tamin'ny mofo sy rano izy ireo
Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity. DH: "tsy nandray anao tamin'ny fitondrana sakafo sy zava-pisotro ho anao izy ireo"
# hanoherana anao ... mba hanozona anao
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.