plt_tn/deu/23/01.md

632 B

Tsy misy lehilahy naratra tamin'ny fanesorana na fanapahana ny filahiany

"lelilahy izay notapahan'ny olona ny faritra saro-pady amin'ny vatany"

afaka hiditra ao amin'ny fiangonan'i Yaveh

Fomba fiteny ity. DH: "afaka ny ho mpikambana feno ao amin'ny fiarahamonina Israelita"

zazasary

Ireo mety ho heviny dia 1) zaza izay nateraky ny ray aman-dreny nanao firaisana tamin'ny olom-pady na fijanganjangana na 2) zaza izay nateraky ny mpijangajanga.

ka hatrany amin'ny taranaka fara-mandimbiny fahafolo

DH: "na dia aorian'ny taranaka fahafolon'ireo dimbin'ilay zazasary aza"

tsy hisy

"tsy hisy amin'ireo taranaka ireo"