# Tsy misy lehilahy naratra tamin'ny fanesorana na fanapahana ny filahiany "lelilahy izay notapahan'ny olona ny faritra saro-pady amin'ny vatany" # afaka hiditra ao amin'ny fiangonan'i Yaveh Fomba fiteny ity. DH: "afaka ny ho mpikambana feno ao amin'ny fiarahamonina Israelita" # zazasary Ireo mety ho heviny dia 1) zaza izay nateraky ny ray aman-dreny nanao firaisana tamin'ny olom-pady na fijanganjangana na 2) zaza izay nateraky ny mpijangajanga. # ka hatrany amin'ny taranaka fara-mandimbiny fahafolo DH: "na dia aorian'ny taranaka fahafolon'ireo dimbin'ilay zazasary aza" # tsy hisy "tsy hisy amin'ireo taranaka ireo"