plt_tn/deu/22/22.md

12 lines
287 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# Raha misy lehilahy tratra
DH: "Raha misy olona mahatratra lehilahy"
# dia hanala ilay ratsy
"amin'izany fomba izany no hanalanao"