plt_tn/deu/22/22.md

287 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

Raha misy lehilahy tratra

DH: "Raha misy olona mahatratra lehilahy"

dia hanala ilay ratsy

"amin'izany fomba izany no hanalanao"