plt_tn/deu/22/08.md

538 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

asio aro-fanina ny tafonao

fefy iva manodidina an'ilay tafo mba tsy hianjera avy eny amin'ny tafo ny olona.

mba tsy hitondranao rà ao an-tranonao

Ny rà dia famantarana ny fahafatesana. DH: "mba tsy ho hadisoan'ny ankohonanao raha maty ny olona iray"

raha misy olona mianjera avy eo amin'izany

"raha misy olona mianjera avy eny amin'ilay tafo satria nanao aro-fanina ianao"