plt_tn/deu/22/08.md

16 lines
538 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# asio aro-fanina ny tafonao
fefy iva manodidina an'ilay tafo mba tsy hianjera avy eny amin'ny tafo ny olona.
# mba tsy hitondranao rà ao an-tranonao
Ny rà dia famantarana ny fahafatesana. DH: "mba tsy ho hadisoan'ny ankohonanao raha maty ny olona iray"
# raha misy olona mianjera avy eo amin'izany
"raha misy olona mianjera avy eny amin'ilay tafo satria nanao aro-fanina ianao"