forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
1.1 KiB
Markdown
36 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# ary ny iray dia tiana fa ny iray ankahalaina
|
|
|
|
DH: Ireo mety hi heviny dia 1) "ary ilay lehilahy dia tia ny iray amin'ireo vadiny ary mankahala ireo vady hafa" na 2) "ary ilay lehilahy dia tia vady iray mihoatra noho ny hitiavany ilay vady iray hafa"
|
|
|
|
# ka samy niteraka zaza ho azy avokoa ireo roa ireo
|
|
|
|
"ary samy nahazo zaza taminy ireo vady roa"
|
|
|
|
# raha avy amin'ilay ankahalaina ny lahimatoa
|
|
|
|
DH: "raha an'ilay vady izay ankahalain'ilay lehilahy ny voaloan-teraka lahy"
|
|
|
|
# amin'ny andro izay
|
|
|
|
"rehefa"
|
|
|
|
# hampandovan'ilay lehilahy izay hananany an'ireo zanany
|
|
|
|
"hanomezan'ilay lehilahy ny fananany ho an'ny zanany lahy ho lova"
|
|
|
|
# tsy tokony hanao ny zanak'ilay vady tiana ho lahimatoa alohan'ny zanak'ilay vady ankahalaina izy
|
|
|
|
"tsy tokony hitondra ny zanaka lahin'ilay vady tiana toy ny hoe izy no lahimatoa raha tokony ho ny zanaka lahin'ilay vady hankahalaina"
|
|
|
|
# anjaran-droa
|
|
|
|
"avo roa heny"
|
|
|
|
# io zanaka io no fiandohan'ny tanjany
|
|
|
|
Fomba fiteny ity. DH: "izany zanaka lahy izany no mampiseho fa ilay lehilahy dia afaka ny ho rain'ireo zazalahy"
|