plt_tn/deu/21/10.md

495 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe miresaka amin'ny olona iray izy, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

mandeha mivoaka

"ianareo miaramila rehafa manadeha mivoaka"

manam-paniriana aminy

Mampiasà fomba mihaja ho an'ny hoe "te-hiara-mandry aminy ianao"

maniry ny haka azy ho vadinao

"maniry ny hamabady azy"

hanaratra ny lohany izy

"hanaratra ny volon-dohany izy"

hanapaka ny hohony.

"hanapaka ny hohon-tanany"