plt_tn/deu/21/10.md

24 lines
495 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe miresaka amin'ny olona iray izy, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# mandeha mivoaka
"ianareo miaramila rehafa manadeha mivoaka"
# manam-paniriana aminy
Mampiasà fomba mihaja ho an'ny hoe "te-hiara-mandry aminy ianao"
# maniry ny haka azy ho vadinao
"maniry ny hamabady azy"
# hanaratra ny lohany izy
"hanaratra ny volon-dohany izy"
# hanapaka ny hohony.
"hanapaka ny hohon-tanany"