plt_tn/deu/21/06.md

720 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

ilay ombivavikely izay voaolana ny tendany

DH: "ilay ombivavikely izay naolan'ireo mpisorona ny tendany"

ary tsy maintsy mamaly ny zava-misy izy ireo

"ary tsy maintsy mijoro vavolombelona amin'i Yaveh momban'izany zava-misy izany izy ireo"

Ny tananay dia tsy nandatsaka ny ràny

Eto ny hoe "tanana" dia entina hilazana ilay olona mihitsy ary ny hoe "nandatsaka ny ràny" dia sarinteny amin'ny famonoana olona tsy manan-tsiny. DH: "tsy namono ity olona tsy manan-tsiny ity izahay"

ary tsy nahita izany ny masonay

Eto ny hoe "maso" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "ary tsy nahita olona namono ity olona ity izahay"