plt_tn/deu/21/06.md

20 lines
720 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# ilay ombivavikely izay voaolana ny tendany
DH: "ilay ombivavikely izay naolan'ireo mpisorona ny tendany"
# ary tsy maintsy mamaly ny zava-misy izy ireo
"ary tsy maintsy mijoro vavolombelona amin'i Yaveh momban'izany zava-misy izany izy ireo"
# Ny tananay dia tsy nandatsaka ny ràny
Eto ny hoe "tanana" dia entina hilazana ilay olona mihitsy ary ny hoe "nandatsaka ny ràny" dia sarinteny amin'ny famonoana olona tsy manan-tsiny. DH: "tsy namono ity olona tsy manan-tsiny ity izahay"
# ary tsy nahita izany ny masonay
Eto ny hoe "maso" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "ary tsy nahita olona namono ity olona ity izahay"