plt_tn/deu/19/20.md

20 lines
773 B
Markdown

# Ary ireo izay tavela
"rehefa manasazy ny vavolombelona tsy marina, ny sisa tavela amin'ny vahoaka ianareo"
# handre sy hatahotra
Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity. DH: "handre momban'ilay fanasaziana ary hatahotra ny ho voasazy"
# hanao zava-dratsy toy izany
"tsy hanao zavatra ratsy tahaka izany intsony"
# Tsy tokony hampiseho famindram-po ny masonareo
Eto ny hoe "maso" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "tsy tokony hanana famindram-po aminy ianareo" na "tsy tokony hampiseho famindram-po aminy ianareo"
# ny aina no ho solon'ny ... tongotra solon'ny tongotra
Eto ireo fehezanteny dia nafohezina satria azo ny dikany. Izany dia midika fa ny olona dia tsy maintsy manasazy olona iray amin'ny fomba mitovy amin'izay nandratrany olona hafa.