plt_tn/deu/19/20.md

773 B

Ary ireo izay tavela

"rehefa manasazy ny vavolombelona tsy marina, ny sisa tavela amin'ny vahoaka ianareo"

handre sy hatahotra

Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity. DH: "handre momban'ilay fanasaziana ary hatahotra ny ho voasazy"

hanao zava-dratsy toy izany

"tsy hanao zavatra ratsy tahaka izany intsony"

Tsy tokony hampiseho famindram-po ny masonareo

Eto ny hoe "maso" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "tsy tokony hanana famindram-po aminy ianareo" na "tsy tokony hampiseho famindram-po aminy ianareo"

ny aina no ho solon'ny ... tongotra solon'ny tongotra

Eto ireo fehezanteny dia nafohezina satria azo ny dikany. Izany dia midika fa ny olona dia tsy maintsy manasazy olona iray amin'ny fomba mitovy amin'izay nandratrany olona hafa.