forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
935 B
Markdown
24 lines
935 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy dia mbola miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# mpamaly rà
|
|
|
|
Eto ny hoe "rà" dia maneho ilay olona izay maty. Ny "mpamaly rà" dia havana akaikin'ilay olona maty. Io havana io no tompon'andraikitra amin'ny fanasaziana ilay mpamono olona.
|
|
|
|
# ilay iray izay hanala ny aina
|
|
|
|
Fomba fiteny ity. DH: "ilay iray izay namono an'ilay olona hafa"
|
|
|
|
# ny firehetan-katezerany
|
|
|
|
Ny olona iray izay tezitra mafy dia resahina toy ny hoe zavatra izay mety ho mafana ny hatezerana. DH: "ary tezitra mafy"
|
|
|
|
# kapohy izy ary vonoy izy
|
|
|
|
"Ary ny mpamaly rà dia mikapoka sy mamono ilay iray izay namono an'ilay olona hafa"
|
|
|
|
# na dia tsy mendrika ny ho faty aza izany lehilahy izany, satria tsy nankahala ny mpiara-belona aminy izy tany aloha
|
|
|
|
"na dia tsy mendrika ny ho faty aza izany lehilahy izany satria namono tsinahy an'ilay olona hafa izy fa tsy ny fahavalony, ary tsy nikasa ny handratra ilay lehilahy"
|