plt_tn/deu/18/06.md

477 B

maniry amin'ny fanahiny rehetra

Fomba fiteny ity. DH: "maniry mafy" na "tena mila"

dia tsy maintsy manompo amin'ny anaran'i Yaveh Andriamaniny izy

Eto ny hoe "anarana" dia maneho an'i Yaveh sy ny fahefany. DH: "dia tsy maintsy manompo an'i Yaveh Andriamaniny tahaka ny mpisorona izy"

izay mijoro ao manoloana an'i Yaveh

"izay manompo ao amin'ilay fitoerana masina amin'ny fanatrehan'i Yaveh"

ny lovan'ny fianakaviany

Ity no lovan'ny mpisorona avy amin'ny rainy.