# maniry amin'ny fanahiny rehetra Fomba fiteny ity. DH: "maniry mafy" na "tena mila" # dia tsy maintsy manompo amin'ny anaran'i Yaveh Andriamaniny izy Eto ny hoe "anarana" dia maneho an'i Yaveh sy ny fahefany. DH: "dia tsy maintsy manompo an'i Yaveh Andriamaniny tahaka ny mpisorona izy" # izay mijoro ao manoloana an'i Yaveh "izay manompo ao amin'ilay fitoerana masina amin'ny fanatrehan'i Yaveh" # ny lovan'ny fianakaviany Ity no lovan'ny mpisorona avy amin'ny rainy.