plt_tn/deu/15/04.md

881 B

ny tany izay omeny

Maneho ilay tanin'i Kanana ity.

izay omeny anao tahaka ny lova ho fanananao

Ny tany izay omen'i Yaveh ny vahoaka dia resahina toy ny hoe lova izay omen'i Yaveh azy ireo izany.

raha toa ka mihaino tsara ny feon'Yaveh Andriamanitrao ianao

Eto ny sarinteny hoe "feon'i Yaveh" dia maneho izay lazain'i Yaveh. DH: "raha mba mitandrina ny hankato an'izay lazain'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo"

hampisambotra ... fa tsy hindrana

DH: "hampisambotra vola ianao ... fa tsy hindrana vola"

amin'ny firenena maro ... amin'ny firenena maro

Eto ny hoe "firenena" dia maneho ny vahoaka. DH: "amin'ny vahoakan'ny firenena maro ... amin'ny vahoakan'ny firenena maro"

hanapaka amin'ny firenena maro ianao, fa izy ireo kosa tsy hanapaka anao

Eto ny hoe "manapaka" dia midika hoe manam-bola be. Mitovy hevitra amin'ny ampahan'ilay fehezanteny teo aloha ity.