# ny tany izay omeny Maneho ilay tanin'i Kanana ity. # izay omeny anao tahaka ny lova ho fanananao Ny tany izay omen'i Yaveh ny vahoaka dia resahina toy ny hoe lova izay omen'i Yaveh azy ireo izany. # raha toa ka mihaino tsara ny feon'Yaveh Andriamanitrao ianao Eto ny sarinteny hoe "feon'i Yaveh" dia maneho izay lazain'i Yaveh. DH: "raha mba mitandrina ny hankato an'izay lazain'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo" # hampisambotra ... fa tsy hindrana DH: "hampisambotra vola ianao ... fa tsy hindrana vola" # amin'ny firenena maro ... amin'ny firenena maro Eto ny hoe "firenena" dia maneho ny vahoaka. DH: "amin'ny vahoakan'ny firenena maro ... amin'ny vahoakan'ny firenena maro" # hanapaka amin'ny firenena maro ianao, fa izy ireo kosa tsy hanapaka anao Eto ny hoe "manapaka" dia midika hoe manam-bola be. Mitovy hevitra amin'ny ampahan'ilay fehezanteny teo aloha ity.