plt_tn/deu/14/24.md

276 B

tsy zakanareo izany

Eto ny hoe "izany" dia maneho ilay ampahafolon'ny vokatra sy biby fiompy.

hanova ny fanatitra ho vola ianao

"hamidinao ho vola ny fanatitrao"

hamatotra ny vola eny an-tananao

"hametraka ny vola ao anaty kitapo ary hitondra izany miaraka aminao"