plt_tn/deu/14/24.md

12 lines
276 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tsy zakanareo izany
Eto ny hoe "izany" dia maneho ilay ampahafolon'ny vokatra sy biby fiompy.
# hanova ny fanatitra ho vola ianao
"hamidinao ho vola ny fanatitrao"
# hamatotra ny vola eny an-tananao
"hametraka ny vola ao anaty kitapo ary hitondra izany miaraka aminao"