plt_tn/deu/14/18.md

707 B

vanobe ... vano, ny takidara

Ireo dia karazam-borona izay mihinana biby kely sy androngo.

bat

biby misy elatra sy vatana voloina izay mivoaka amin'ny alina ary mihinana bibikely sy biby mikoro.

Ny zavatra manan'elatra, sy zavatra mandady rehetra

Izany dia midika hoe ny bibikely manidina rehetra izay miaraka be dia be.

maloto aminareo

Ireo biby izay lazain'Andriamanitra ho tsy mendrika hohanin'ny vahoakany dia resahina toy ny hoe maloto ara-batana ireo biby.

tsy tokony hohanina ireo

DH: "tsy tokony hihinana ireny ianareo"

ireo zavatra manidina madio rehetra

Ireo biby izay lazain'Andriamanitra ho mendrika hohanin'ny vahoakany dia resahina toy ny hoe madio ara-batana ireo biby.