# vanobe ... vano, ny takidara Ireo dia karazam-borona izay mihinana biby kely sy androngo. # bat biby misy elatra sy vatana voloina izay mivoaka amin'ny alina ary mihinana bibikely sy biby mikoro. # Ny zavatra manan'elatra, sy zavatra mandady rehetra Izany dia midika hoe ny bibikely manidina rehetra izay miaraka be dia be. # maloto aminareo Ireo biby izay lazain'Andriamanitra ho tsy mendrika hohanin'ny vahoakany dia resahina toy ny hoe maloto ara-batana ireo biby. # tsy tokony hohanina ireo DH: "tsy tokony hihinana ireny ianareo" # ireo zavatra manidina madio rehetra Ireo biby izay lazain'Andriamanitra ho mendrika hohanin'ny vahoakany dia resahina toy ny hoe madio ara-batana ireo biby.