plt_tn/deu/12/12.md

663 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

Hiravoravo eo anatrehan'i Yaveh

"hiravoravo eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh"

ireo Levita izay ao amin'ny vavahadinao

Eto ny hoe "vavahady" dia entina hanehoana ilay tanàna mihitsy. DH: "ireo Levita izay mipetraka ao amin'ny tanànanao" na "ireo Levita miara-miaina aminao"

satria tsy manana anjara na lova eo aminao izy

Yaveh tsy hanome tany ho an'ireo Levita dia resahina toy ny hoe ray tsy nanome lova azy ireo.

satria tsy manana anjara izy

Eto ny hoe "izy" dia maneho an'i Levy. Levy dia maneho ny taranany iray manontolo. DH: "tsy manana anjara izy ireo."