plt_tn/deu/12/12.md

20 lines
663 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# Hiravoravo eo anatrehan'i Yaveh
"hiravoravo eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh"
# ireo Levita izay ao amin'ny vavahadinao
Eto ny hoe "vavahady" dia entina hanehoana ilay tanàna mihitsy. DH: "ireo Levita izay mipetraka ao amin'ny tanànanao" na "ireo Levita miara-miaina aminao"
# satria tsy manana anjara na lova eo aminao izy
Yaveh tsy hanome tany ho an'ireo Levita dia resahina toy ny hoe ray tsy nanome lova azy ireo.
# satria tsy manana anjara izy
Eto ny hoe "izy" dia maneho an'i Levy. Levy dia maneho ny taranany iray manontolo. DH: "tsy manana anjara izy ireo."