plt_tn/deu/12/10.md

24 lines
847 B
Markdown

# ka monina ao amin'ny tany
Ity dia maneho ilay tanin'i Kanana.
# monina ao amin'ny tany izay hapandovain'i Yaveh anao
Andriamanitra manome ilay tanin'i Kanana amin'ireo vahoakan'Israely dia resahina toy ny hoe ray izay manome lova ny zanany Izy.
# rehefa manome anao fitsaharana amin'ny fahavalonao rehetra manodidina Izy
"rehefa manome fiadanana anao amin'ireo fahavalonao rehetra manodidina anao Izy"
# dia ho amin'ny toerana izay ho fidian'i Yaveh Andriamanitrao mba hahavelona ny Anarany
Eto ny hoe "anarana" dia maneho an'Andriamanitra mihitsy. DH: "dia ho amin'ny toerana izay onen'i Yaveh Andriamanitrao"
# ny rakitra atolotry ny tananao
Eto ny hoe "tanana" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "ny rakitra izay atolotrao"
# ireo raki-boady rehetra izay safidianao
"ireo fanatitrao maimaimpoana rehetra mba hanatanterahana voady"