# ka monina ao amin'ny tany Ity dia maneho ilay tanin'i Kanana. # monina ao amin'ny tany izay hapandovain'i Yaveh anao Andriamanitra manome ilay tanin'i Kanana amin'ireo vahoakan'Israely dia resahina toy ny hoe ray izay manome lova ny zanany Izy. # rehefa manome anao fitsaharana amin'ny fahavalonao rehetra manodidina Izy "rehefa manome fiadanana anao amin'ireo fahavalonao rehetra manodidina anao Izy" # dia ho amin'ny toerana izay ho fidian'i Yaveh Andriamanitrao mba hahavelona ny Anarany Eto ny hoe "anarana" dia maneho an'Andriamanitra mihitsy. DH: "dia ho amin'ny toerana izay onen'i Yaveh Andriamanitrao" # ny rakitra atolotry ny tananao Eto ny hoe "tanana" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "ny rakitra izay atolotrao" # ireo raki-boady rehetra izay safidianao "ireo fanatitrao maimaimpoana rehetra mba hanatanterahana voady"