plt_tn/deu/12/07.md

314 B

Any

Ity dia maneho ny toerana izay ho safidian'i Yaveh ho an'ireo zanak'Israely mba hanompoana.

hiravoravoanao amin'ny zava-drehetra izay nametrahanao ny tananao

Eto ny hoe "nametrahanao ny tananao" dia maneho ilay olona mihitsy sy ny asa izay nataony. DH: "hiravoravoanao amin'ny asa rehetra izay vitanao"