# Any Ity dia maneho ny toerana izay ho safidian'i Yaveh ho an'ireo zanak'Israely mba hanompoana. # hiravoravoanao amin'ny zava-drehetra izay nametrahanao ny tananao Eto ny hoe "nametrahanao ny tananao" dia maneho ilay olona mihitsy sy ny asa izay nataony. DH: "hiravoravoanao amin'ny asa rehetra izay vitanao"