plt_tn/deu/12/03.md

774 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy dia mbola miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

Aoka hazeranao ny alitaran'izy ireo

"tsy maintsy esorinareo ny alitaran'ireo firenena ireo" na "tsy maintsy ravainao ny alitaran'ireo firenena ireo"

haringanao ny anaran'izy ireo

Eto ny hoe "anarana" dia maneho ny "fahatsiarovana azy ireo." DH: "handringana azy ireo tanteraka ka tsy hisy hahatsiaro azy ireoa" na "handringana ny zavatra rehetra izay maneho ireo andriamanitra sandoka ireo"

izany toerana izany

Ity dia maneho ny toerana tsirairay izay nanompoan'ireo firenena ny andriamanitr'izy ireo.

tsy hanompo an'i Yaveh Andriamanitrao tahaka izany ianao

"tsy tokony hanompo an'i Yaveh Andriamanitrao tahaka ny hanompoan'ireo firenena ireo ny andriamaniny ianao"