plt_tn/deu/12/03.md

20 lines
774 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy dia mbola miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# Aoka hazeranao ny alitaran'izy ireo
"tsy maintsy esorinareo ny alitaran'ireo firenena ireo" na "tsy maintsy ravainao ny alitaran'ireo firenena ireo"
# haringanao ny anaran'izy ireo
Eto ny hoe "anarana" dia maneho ny "fahatsiarovana azy ireo." DH: "handringana azy ireo tanteraka ka tsy hisy hahatsiaro azy ireoa" na "handringana ny zavatra rehetra izay maneho ireo andriamanitra sandoka ireo"
# izany toerana izany
Ity dia maneho ny toerana tsirairay izay nanompoan'ireo firenena ny andriamanitr'izy ireo.
# tsy hanompo an'i Yaveh Andriamanitrao tahaka izany ianao
"tsy tokony hanompo an'i Yaveh Andriamanitrao tahaka ny hanompoan'ireo firenena ireo ny andriamaniny ianao"