plt_tn/deu/11/31.md

539 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

didy aman-dalàko rehetra

Ireo didy sy lalàna izay homen'i Mosesy ao amin'ny Deotoronomia 12-26 ireo.

apetrako eo anoloanareo anio

Tsy midika akory ity hoe vaovao ireo. Mosesy dia mamerina mijery ireo didy sy lalàna izay nomeny 40 taona lasa.

apetrako eo anoloanareo

Ireo didy sy lalàn'Andriamanitra, izay ambaran'i Mosesy amin'ny olona dia resahina toy ny hoe zavatra izay apetrak'i Mosesy eo anoloan'ny olona. DH: "izay omeko anareo"