plt_tn/deu/11/31.md

16 lines
539 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# didy aman-dalàko rehetra
Ireo didy sy lalàna izay homen'i Mosesy ao amin'ny Deotoronomia 12-26 ireo.
# apetrako eo anoloanareo anio
Tsy midika akory ity hoe vaovao ireo. Mosesy dia mamerina mijery ireo didy sy lalàna izay nomeny 40 taona lasa.
# apetrako eo anoloanareo
Ireo didy sy lalàn'Andriamanitra, izay ambaran'i Mosesy amin'ny olona dia resahina toy ny hoe zavatra izay apetrak'i Mosesy eo anoloan'ny olona. DH: "izay omeko anareo"