plt_tn/deu/10/16.md

20 lines
567 B
Markdown

# Koa
"noho izany"
# forao ny lohatsitsin'ny fonareo
Ny teny hoe "lohatsitsy" dia maneho ilay hoditra mivalona amin'ny faritra saro-padin'ny lehilahy izay esorina mandritry ny famoràna. Eto Mosesy dia maneho ny famoràna ara-panahy. Izany dia midika fa tsy maintsy manala ny fahotana amin'ny fiainan'izy ireo ny olona.
# Andriamanitr'ireo andriamanitra
"ilay Andriamanitra fara tampony" na "ilay Andriamanitra tokana marina"
# Tompon'ireo tompo
"ilay Tompo fara tampony" na "ilay Tompo lehibe indrindra"
# mampahatahotra
"ilay mahatonga ny olona hatahotra"