plt_tn/deu/10/16.md

567 B

Koa

"noho izany"

forao ny lohatsitsin'ny fonareo

Ny teny hoe "lohatsitsy" dia maneho ilay hoditra mivalona amin'ny faritra saro-padin'ny lehilahy izay esorina mandritry ny famoràna. Eto Mosesy dia maneho ny famoràna ara-panahy. Izany dia midika fa tsy maintsy manala ny fahotana amin'ny fiainan'izy ireo ny olona.

Andriamanitr'ireo andriamanitra

"ilay Andriamanitra fara tampony" na "ilay Andriamanitra tokana marina"

Tompon'ireo tompo

"ilay Tompo fara tampony" na "ilay Tompo lehibe indrindra"

mampahatahotra

"ilay mahatonga ny olona hatahotra"