plt_tn/deu/09/27.md

508 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mivavaka amin'i Yaveh mba tsy handringanany ny vahoakan'Israely.

Tsarovy

Fomba fiteny ity. DH: "Tadidio"

fandrao ny tany izay nitondranao anay

Ny teny hoe "tany" dia sarinteny ho an'ny vahoakan'i Egypta. DH: "fandrao ny vahoakan'i Egypta"

hiteny

"afaka hiteny"

tamin'ny herinao lehibe sy tamin'ny fiasan'ny herinao

Ireo teny ireo dia manana dika mitovy ary manamafy ny halehiben'ny fahefan'i Yaveh izay nampiasainy hamonjena ny vahoakany.