plt_tn/deu/09/27.md

20 lines
508 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mivavaka amin'i Yaveh mba tsy handringanany ny vahoakan'Israely.
# Tsarovy
Fomba fiteny ity. DH: "Tadidio"
# fandrao ny tany izay nitondranao anay
Ny teny hoe "tany" dia sarinteny ho an'ny vahoakan'i Egypta. DH: "fandrao ny vahoakan'i Egypta"
# hiteny
"afaka hiteny"
# tamin'ny herinao lehibe sy tamin'ny fiasan'ny herinao
Ireo teny ireo dia manana dika mitovy ary manamafy ny halehiben'ny fahefan'i Yaveh izay nampiasainy hamonjena ny vahoakany.