plt_tn/deu/08/15.md

32 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# izay nitarika anao ... amin'ny farany
Mosesy dia manohy mampatsiahy ireo Israelita ny amin'izay fantatr'izy ireo momban'i Yaveh (8:13).
# izay nitarika ... izay namoaka ... Namoky
"Yaveh, izay nitarika ... Yaveh, izay namoaka ... Yaveh dia namoky"
# menarana misy poizina
"bibilava misy poizina"
# tany ngazana
Ity dia mamaritra ny tany ho mangetaheta toy ny olona mangetaheta rehefa mila rano. DH: "tany maina"
# mba hanasoa anao
"mba hanampy anao" na "satria hahatsara anao izany"
# fa ianao mety hiteny ao am-ponao
Ity ny zavatra fahatelo mety ataon'ny olona rehefa "lasa mirehareha" ny fon'izy ireo ary "manadino an'i Yaveh" (8:13). Eto ny hoe "fo" dia sarinteny hilazana ny eritreritry ny olona iray ao anaty. DH: "fa ianao mety hieritreritra amin'ny tenanao"
# Ny heriko sy ny herin'ny tanako no nahazoako ireto harena rehetra ireto
Eto ny hoe "tanana" dia maneho ny hery na fahaizan'ny olona iray. DH: "Nahazo ity harena ity aho satria matanjaka sy mahery" na "nahazo ireto zavatra rehetra ireto tamin'ny heriko sy ny fahaizako manokana aho"