plt_tn/deu/07/09.md

509 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy milaza amin'ny vahoakan'Israely ny tenin'i Yaveh toy ny hoe olona iray ihany ireo Israelita.

ho an'ny taranaka an'arivony

"ho an'ny taranaka 1,000"

fa sazio eny amin'ny tavany ireo izay mankahala Azy

Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "sazio faingana sy ampahibemaso izy ireo mba ho fantatr'izy ireo fa nanasazy azy ireo Andriamanitra."

tsy handefitra amin'ireo izay mankahala Azy Izy

"Yaveh dia hanasazy mafy ireo rehetra izay mankahala Azy"