# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy milaza amin'ny vahoakan'Israely ny tenin'i Yaveh toy ny hoe olona iray ihany ireo Israelita. # ho an'ny taranaka an'arivony "ho an'ny taranaka 1,000" # fa sazio eny amin'ny tavany ireo izay mankahala Azy Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "sazio faingana sy ampahibemaso izy ireo mba ho fantatr'izy ireo fa nanasazy azy ireo Andriamanitra." # tsy handefitra amin'ireo izay mankahala Azy Izy "Yaveh dia hanasazy mafy ireo rehetra izay mankahala Azy"