plt_tn/deu/07/02.md

428 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy milaza ny tenin'i Yaveh amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany ireo Israelita.

manolotra azy ireo ho anao

Mosesy dia miresaka fandresena toy ny hoe zavara azo tsapain-tanana afaka omen'olona ho an'ny hafa izany. DH: "hanome fahafahana anao handresy azy ireo"

mandresy azy ireo ianao

Eto ny hoe "izy ireo" dia maneho ireo firenena fito tao amin'ny 7:1.