# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy milaza ny tenin'i Yaveh amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany ireo Israelita. # manolotra azy ireo ho anao Mosesy dia miresaka fandresena toy ny hoe zavara azo tsapain-tanana afaka omen'olona ho an'ny hafa izany. DH: "hanome fahafahana anao handresy azy ireo" # mandresy azy ireo ianao Eto ny hoe "izy ireo" dia maneho ireo firenena fito tao amin'ny 7:1.