plt_tn/deu/05/28.md

288 B

raha niresaka tamiko ianareo

Eto ny hoe "tamiko" dia maneho an'i Mosesy.

Endrey, raha mba misy fo tokoa izy ireo

Raha toa ny fiteninao ka manana fomba fiteny izay milaza faniriana mafy ho amin'ny zavatra iray, dia ampiasao eto izany. DH: "faly be Aho raha toa ka misy fo izy ireo"