plt_tn/deu/05/28.md

8 lines
288 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# raha niresaka tamiko ianareo
Eto ny hoe "tamiko" dia maneho an'i Mosesy.
# Endrey, raha mba misy fo tokoa izy ireo
Raha toa ny fiteninao ka manana fomba fiteny izay milaza faniriana mafy ho amin'ny zavatra iray, dia ampiasao eto izany. DH: "faly be Aho raha toa ka misy fo izy ireo"