plt_tn/deu/05/04.md

16 lines
485 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# mivantana
Ampiasao ny fomba fitenin'ny fiteninao ho an'ny olona izay mifanakaiky sy mifampijery rehefa miresaka izy ireo.
# tamin'izany fotoana izany
Mosesy dia maneho hetsika izay nitranga 40 taona lasa.
# hivoaka ny trano fanandevozana
Eto ny hoe "trano fanandevozana" dia maneho an'i Egypta izay nanandevozana an'ireo vahoakan'Israely. DH: "hivoaka ny toerana izay naha-andevo anareo"