# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # mivantana Ampiasao ny fomba fitenin'ny fiteninao ho an'ny olona izay mifanakaiky sy mifampijery rehefa miresaka izy ireo. # tamin'izany fotoana izany Mosesy dia maneho hetsika izay nitranga 40 taona lasa. # hivoaka ny trano fanandevozana Eto ny hoe "trano fanandevozana" dia maneho an'i Egypta izay nanandevozana an'ireo vahoakan'Israely. DH: "hivoaka ny toerana izay naha-andevo anareo"