plt_tn/deu/04/34.md

12 lines
358 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# amin'ny tanana mahery, sy sandry mitsotra
Eto ny hoe "tanana mahery" sy "sandry mitsotra" dia sarin-teny ho an'ny fahefan'i Yaveh. DH: "amin'ny fanehoana ny fahefany mahery"
# teo imasonareo
Eto ny hoe "maso" dia maneho ilay olona manontolo. DH: "teo anoloanareo"