plt_tn/deu/04/34.md

358 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

amin'ny tanana mahery, sy sandry mitsotra

Eto ny hoe "tanana mahery" sy "sandry mitsotra" dia sarin-teny ho an'ny fahefan'i Yaveh. DH: "amin'ny fanehoana ny fahefany mahery"

teo imasonareo

Eto ny hoe "maso" dia maneho ilay olona manontolo. DH: "teo anoloanareo"