plt_tn/deu/04/21.md

481 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

Tezitra tamiko Yaveh nohon'ny aminareo

Ity dia maneho ny fotoana tsy nankatoavan'i Mosesy izay nampanaovin'i Yaveh azy satria tezitra tamin'ny vahoakan'Israely i Mosesy. Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 1:37 ity.

ny tany izay omen'i Yaveh Andriamanitrao ho lovanao

Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" fa tsy "ianareo"